|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mijabely
Fototeny  2  jabely
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.78] [Tanala] mifana: Ija n'mpijabelinareo ao ê rangahy (iza no mpifananareo ao re ry dada)

Teny iditra (2/2)5  mijabely
Sokajin-teny  6  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  7  [1.78] [Bara] miteraka

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05