Teny iditra (1/2) | 1 mijafajafa |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fototeny | 3 jafajafa |
Haiendriteny |
|
Fanazavàna teny malagasy |
8 [1.1] Mitomany mafy noho ny vonoana, mikaikaika: Nijafajafa Ibalita nony nokapohin-drainy tamin' ny rotsakazo Mihetsiketsika, mihoalahoala sady mikiakiaka: Nijafajafaeran' ny tokotany ilay akoho nenjehin' ny ankizy Sanganehana, very hevitra: Nijafajafa foana nony tonga teo anatrehan' ny mpampianatra Ibalita |
Teny iditra (2/2) | 9 mijafajafà |
Sokajin-teny | 10 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mijafajafa [Fitanisana] |
Fototeny | 11 jafajafa |
Fanazavàna teny malagasy |
12 [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
13 [1.3] |
Fivaditsoratra | 14 ijafajafam, mijafajafa, mijafajafà |
Nohavaozina tamin' ny 2025/08/10 |
![]() |