|
|
|
|

Teny iditra1  mijaiko
Fototeny  2  jaiko
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Manatona moramora, mitsaitsaika mba tsy hanaitra: Tsy reny akory aho nijaiko avy ao an-damosiny
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :
Ohabolana  9  Ohabolana misy io teny mijaiko io

Fivaditsoratra  10  jaikoim, mijaiko

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21