Teny iditra mijakoko (jakoko)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Manjoretra sy mitakoko feno eritreritra [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mijakoko
Ny lasa : nijakoko
Ny hoavy : hijakoko
Filaza mandidy : mijakokoa
Tovy hevitra mijakoretra

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20