Teny iditra mijaroboka (jaroboka (roboka))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Misoka na milentika ao anaty rano, mivarina ao anaty rano [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Se plonger, être précipité ou se précipiter dans [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mijaroboka
Ny lasa : nijaroboka
Ny hoavy : hijaroboka
Filaza mandidy : mijaroboha

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20