Teny iditra mijetsy
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy  [Tambahoaka] midina [Rakotosaona 1972]
  [Tanala] mitambotsitra, mihemotra [Rakotosaona 1972]
  [Tanosy] mihena [Rakotosaona 1972]
 miletsy, mikorotsaka [SLP 1986]
Famaritana frantsay s'affaisser
¶ régresser [SLP 1986]
Endriteny 
mijetsy
nijetsy
hijetsy

Teny iditra mijetsy
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy  [Bara] miletsy, mietry, manjoko, mampidina rano anaty siny, ets. [Rakotosaona 1972]

2010/05/14