|
|
|
|

Teny iditra1  mijininìka
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fototeny  3  jininika
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7  [1.1] Mandeha mikoriana mitete tsy misy fiatoana: Mijininika ny ra tamin' ny ratrany ha nentina haingana nankany amin' ny hopitaly izy

Fivaditsoratra  8  mijininìka, mijininika

Nohavaozina tamin' ny 2025/08/22