Teny iditra (1/2) | 1 mijinja |
Fototeny | 2 jinja |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.78] [Bara]
mandringana 5 [1.1] Manapaka amin' ny antsim-bary: Efa mijinja vary ny olona amin' izao faran' ny Avrily izao Manapaka: Lasa nijinja fary Rakoto Mandringana, mandripaka: Mijinja ny olona rehetra Rafahafatesana, na mahantra na mpanankarena Mioty mandray vokatra: Samy hijinja ny nafafiny ny olona rehetra |
Fanazavàna teny anglisy |
6 [1.7] to reap, to cut down |
Fanazavàna teny frantsay |
7 [1.8] moissonner, faucher |
Haiendriteny |
|
Ohabolana | 12 Ohabolana misy io teny mijinja io |
Teny iditra (2/2) | 13 mijinjà |
Fototeny | 14 jinja |
Sokajin-teny | 15 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mijinja [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
16 [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
17 [1.3] |
Fivaditsoratra | 18 ijinjam, jinjaim, manjijy, mijanjy, mijinja, mijinjà |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/07 |
![]() |