Teny iditra mijofo (jofo)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Misondrotra, misavoana, mipololotra, mitambolimbolina: Nijofo ny vovoka tamin' ny nandalovan' ilay fiarakodia nirimorimo
Mitovy hevitra: mitora-jofo
Tonga na mandroso amim-pahasahiana: Nijofo alina tany aminay Rasoa mianaka [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mijofo
Ny lasa : nijofo
Ny hoavy : hijofo
Filaza mandidy : mijofoa

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20