Teny iditra | mijofo (jofo) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Misondrotra, misavoana, mipololotra, mitambolimbolina: Nijofo ny vovoka tamin' ny nandalovan' ilay fiarakodia nirimorimo Tonga na mandroso amim-pahasahiana: Nijofo alina tany aminay Rasoa mianaka [1.1] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Fivaditsoratra | fijomo, mijofo |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |