Teny iditra mijokojoko (jokojoko (joko))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mandeha somary miondrikondrika, mivokobokoka, noho ny hamenarana na ny tahotra na fikendrena hanaitra, hanampoka olona; miondrikondrika mitily [1.1]
Ohatra Mitikitikim-pandeha rambon'osy / mijokojoko fandeha rambon'ondry / raha mitady kototanin-tarehy hianao / mankanesa ao amin-dRamangamalefaka / sady ary fomba no ary toetra / sady manitra no mamerovero [2.131]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mijokojoko
Ny lasa : nijokojoko
Ny hoavy : hijokojoko
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20