Teny iditra | 1 mijoloka |
Fototeny | 2 joloka |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Miditra, mitsofoka: Tonga dia nijoloka tao anatin' ilay akanjobe izy ka tsy fantatra |
Haiendriteny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |