|
|
|
|

Teny iditra1  mijononoka
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fototeny  3  jononoka
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7  [1.1] Avy tsy miato (orana); mikoriana tsy an-kijanona (ranomaso): Herinandro izao mijononòka foana ny ranonorana
Fanazavàna teny anglisy  8  [1.7] to flow abundantly but silently
Fanazavàna teny frantsay  9  [1.3#300] couler, tomber abondamment et doucement, comme la pluie, les larmes
10  [1.8] couler abondamment et doucement
Ohatra  11  [2.1046] mijononoka moramora ny orana avy hariva
12  [2.324] Indray takariva dia nijononoka fatratra ny ranonoram-baratra

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29