|
|
|
|

Teny iditra1  mikabary
Fototeny  2  kabary
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Manao kabary: Nikabary tamin' ny mponina tao Ampefy ny filohan' ny Nosy
Milaza ampahibemaso: Omaly no nikabary ny fandoaoan-ketra ny tomponarivo
Miteny, mibedibedy: Mandehana mandeha ianao fa aza mikabary ny zanako eo
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] To deliver a public order, to proclaim, to pronounce, to announce, to speak in a public assembly on some public business
6  [1.7] to make a speech; to lead a palaver or discussion
Fanazavàna teny frantsay  7  [1.3] Prononcer un discours public, proclamer des lois, des ordres dans une assemblée publique, intenter un procès, réprimander
8  [1.8] donner un discours; diriger ou prendre part à un palabre
Ohatra  9  Tsy misy mahazo midonana-poana, hoy izy isaky ny mamory olona mikabary. [2.472]
10  Raha mikabary ny andriana, raha mitantara ka misaotra, raha mivavaka, dia Rafandrana hiany no aloha. [2.48]
Haiendriteny 
11  Ny ankehitriny :
12  Ny lasa :
13  Ny hoavy :
14  Filaza mandidy :
Lohateny  15  Ny Fikabariako : ny kabary Malagasy ankehitriny ~ fianarana mikabary (Reckert Carla)
Ohabolana  16  Ohabolana misy io teny mikabary io

Fivaditsoratra  17  kirambay, mibarika, mikabary, riam-baky

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08