Teny iditra | 1 mikabedy |
Fototeny | 2 kabedy |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Miteny lava mananatra na manakiana: Mikabedy lava koa Ramatoa io |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3#302] Parler sans cesse, gourmander sans cesse |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 10 mibedika, midebaky, mikabedy |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |