Teny iditra | mikabedy (kabedy (bedy)) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Miteny lava mananatra na manakiana: Mikabedy lava koa Ramatoa io [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Parler sans cesse, gourmander sans cesse [1.3] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Fivaditsoratra | mibedika, midebaky, mikabedy |
Nohavaozina tamin' ny 2023/04/04 |