Teny iditra mikanevokevoka (kanevokevoka (kanevoka (kevoka)))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Manao fandeha be ebo, mihambohambo [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Avoir une démarche orgueilleuse, des airs prétentieux [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mikanevokevoka
Ny lasa : nikanevokevoka
Ny hoavy : hikanevokevoka

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20