Teny iditra | 1 mikaraboka |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.78] [Betsileo]
mikaroka, mitady, mikatsaka: Soloaky ny mareña i ko save somatoto mikaraboka ny hitsine:Diso ny marina izy ka vizaka mikaroka ny hitsiny |
Fototeny | 4 karaboka |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |