|
|
|
|

Teny iditra1  mikaraboka
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fototeny  3  karaboka
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.78] [Betsileo] mikaroka, mitady, mikatsaka: Soloaky ny mareña i ko save somatoto mikaraboka ny hitsine:Diso ny marina izy ka vizaka mikaroka ny hitsiny

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11