|
|
|
|

Teny iditra1  mikaraoka
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fototeny  3  karaoka
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7  [1.1] Enti-milaza ny feo ateraky ny ravinkazo maina mihetsiketsika tsofin' ny rivotra, na zavatra aforiporitra na zavatra mikepokepoka raha tsakoina

Fivaditsoratra  8  ikaramako, karamaiko, mikaraoka

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29