|
|
|
|

Teny iditra1  mikarepoka
Fototeny  2  karepoka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Mamoaka feon-javatra kepohina amin' ny nify: Mikarepoka ny voanjo raha maina
Mihinana: Tatsy atsimontrano no nahitaho ny saka nikarepoka ny akohonao
Mandany: Nody ilay zaza mpandany rehefa avy nikarepoka ny volany rehetra
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  9  mikarepoka, mikorepaka

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20