|
|
|
|

Teny iditra1  mikaretoka
Fototeny  2  karetoka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  Manaikitra namiketoka miaraka amin' ny feo mitsaka amin' ny fanaikerana an' ilay zavatra: Mikaretoka ny nifin' ny alika rehefa mihinam-javatra [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12