|
|
|
|

Teny iditra1  mikaretsaka
Fototeny  2  karetsaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Mandalo haingana, tsy hitahita akory: Misy voalavo mikaretsaka eran' ny trano izao antoandro be izao
Mitsoriaka, mandeha vetivety: Lasa nikaretsaka any an-tsena izy
Mihazakazaka haingana dia haingana: Mikaretsaka io soavaly io
Maka, mangalatra amim-pahakingana: Nisy nikaretsaka ny bokiko teto
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.7] to pass or move rapidly
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] passer rapidement, s'élancer
Voambolana  7  Hetsika
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  12  mikaratsake, mikaretsaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21