Teny iditra |
mikaroka
(karoka)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Mitady fatratra: adiny telo aho nikaroka ilay vola very Mikiky: Misy totozy mikaroha ao anaty vata Mandinika ela sy mafy, mangaroka: Aza mikaroka zavatra lalina toy izany ianao [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | To scratch, to sound, to investigate, to look for [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Fouiller, gratter, chercher; sonder, scruter [1.8]
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
mikaroka |
Ny lasa : |
nikaroka |
Ny hoavy : |
hikaroka |
Filaza mandidy : |
mikaroha |
|
Ohabolana |
|