|
|
|
|

Teny iditra1  mikatraka
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Maneno, heno mikepoka: Nidona tamin' ny vato ny lohakoha nikatraka terỳ
Heno misefosefo, misatrasatra: Mikatraka ny tratran' ity marary ity izany
Fototeny  4  katraka
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/30