Teny iditra | 1 mikatroka |
Fototeny | 2 katroka |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Mipoka, mandona, mifandona amin' ny...: Nihatroka tamin' ny tamboho ny lohan' ilay mpitaingina bisikilety Miady, mihaona: Nikatroka tamin' ny Asabotsy ny mpanao baolina roa tonta Manao, miasa, mianatra tsara am-pilofosana, am-piezahana fatratra: Nikatroka marina tamin' ny fianarana io zazalahy io ka tsy mahagaga raha afa-panadinana |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] to bump or bang against; to make a serious effort |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] choquer, heurter; faire avec zèle |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Fivaditsoratra | 12 makatroky, mikatroka |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |