|
|
|
|

Teny iditra1  mikatroka
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Mipoka, mandona, mifandona amin' ny...: Nihatroka tamin' ny tamboho ny lohan' ilay mpitaingina bisikilety
Miady, mihaona: Nikatroka tamin' ny Asabotsy ny mpanao baolina roa tonta
Manao, miasa, mianatra tsara am-pilofosana, am-piezahana fatratra: Nikatroka marina tamin' ny fianarana io zazalahy io ka tsy mahagaga raha afa-panadinana
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] to bump or bang against; to make a serious effort
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.8] choquer, heurter; faire avec zèle
Fototeny  6  katroka
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :
Kamban-teny 

Fivaditsoratra  12  makatroky, mikatroka

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21