Teny iditra mikatsaka (katsaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mitady, maniry hahazo: Iza no tsy mikatsaka ny fahasambarana? [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy to search for, to seek [Hallanger 1973]
Fandikana frantsay chercher; fouiller [Hallanger 1974]
Endriteny 
mikatsaka
nikatsaka
hikatsaka
mikatsaha

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31