Teny iditra | 1 mikatsaka |
Fototeny | 2 katsaka |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Mitady, maniry hahazo: Iza no tsy mikatsaka ny fahasambarana? |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] to search for, to seek |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] chercher; fouiller |
Haiendriteny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |