Teny iditra mikatsaoka (katsaoka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mamoaka feo toy ny feon-javatra mianjera ao anaty rano na feon' ny tongotra miala avy ao anaty rano na fotaka marihitra [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Résonner, se dit d'un corps tombant dans l'eau ou retiré de la boue [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mikatsaoka
Ny lasa : nikatsaoka
Ny hoavy : hikatsaoka

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20