Teny iditra | 1 mikehana |
Fototeny | 2 kehana |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Mikohaka malemy misesisesy nefa tsy mahazo rehoka Mikohaka kely ho toy ny fandrarana olona tsy hanao zavatra: Ndeha hiteny aho, nony inona nikehana kely i Dada; azoko ny tiany holazaina ka dia nipetraka indray aho Miseho ho zavatra, mihambo: Loza raha hikehana iny tovolahy iny |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 8 hanaikem, hanimake, mahenika, mikehana |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |