Teny iditra mikehina (kehina)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mitomanimany, mikoneta-dava: Raha mikehina eo indry, hantsoiko Raindry [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay pleurnicher [Abinal 1888]
Endriteny 
mikehina
nikehina
hikehina
mikehèna
Kamban-teny, lohateny, anarana 

Nohavaozina tamin' ny 2015/09/26