|
|
|
|

Teny iditra1  mikeninkenina
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Misahana raharaha madinidinika; mihodinkodina amin' ny fanomanana izay hatao ka mampitarozaka ny raharaha hafa
Fototeny  4  keninkenina
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11