|
|
|
|

Teny iditra1  mikeoke
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3  mitambositra dia misitrika, mifidy, misintona, mitsofoka: Mikeok'antraño añe (mitsofoka any an-trano) [Tanala] [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31