Teny iditra mikifika (kifika)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Tsy manaiky, mandà, manodina ny loba ho mariky ny fandavana [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mikifika
nikifika
hikifika
mikifiha

Nohavaozina tamin' ny 2013/04/25