|
|
|
|

Teny iditra1  mikikikiky
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Mihomehimehy foana: Mikikikiky lava io zazavavy io
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] to giggle
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.8] rire à petit éclats, rire tous bas
Fototeny  6  kikikiky
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11