|
|
|
|

Teny iditra1  mikimbato
Fototeny  2  kimbato
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Mikiry tsy mety miteny: Nanontaniana izy, nefa nikimbato tsy azo natao ahoana amin' ahoana
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3#331] S’obstiner à se taire
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :

Fivaditsoratra  9  mambotiky, mikamboty, mikimbato

Nohavaozina tamin' ny 2024/02/27