Teny iditra mikimbato (kimbato)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mikiry tsy mety miteny: Nanontaniana izy, nefa nikimbato tsy azo natao ahoana amin' ahoana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay S’obstiner à se taire [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mikimbato
Ny lasa : nikimbato
Ny hoavy : hikimbato

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2024/02/27