Teny iditra | 1 mikimokimoka |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Mihomehy tsy vaky fa toa tazontazonina |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] to chuckle |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] rire sous cape |
Fototeny | 6 kimokimoka |
Haiendriteny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |