Teny iditra | 1 mikimpy |
Fototeny | 2 kimpy |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Mikombona ny hodimaso ka tsy mahita (ny maso): Haverina ny kilalao fa tsy nikimpy tsara ny masonao ~ Nikimpy Rakoto niditra ny trano |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] to keep one's eyes shut |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.3#331] Avoir les yeux fermés, fermer les yeux: Tsy nikimpy ny masoko halina (Je n’ai pas fermé les yeux la nuit dernière) Figuré: supporter, endurer, faire semblant de ne pas voir, être avare sans compassion: Mikimpy tokoa izy, na dia haratsin' ny olona aza (Lors même qu’on dit du mal de lui, il fait semblant de ne pas voir) 7 [1.8] fermer les yeux |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 14 Ohabolana misy io teny mikimpy io |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |