|
|
|
|

Teny iditra1  mikisaka
Fototeny  2  kisaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Mifindra toerana kely: Tandremo fa raha mikisaka kely foana ianao dia mianjera any an-kady
Mihataka, mitanila: Mikisaha handehanan' ity jamba ity
Mandady amin' ny kibo: Mikisaka ny bibilava fa tsy mandeha
Mandeha miadana dia miadana: Mikisaka erỳ ianao izany raha mandeha
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  9  mikasika, mikisaka

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20