|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mikitrana
Fototeny  2  kitrana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Mamoaka feo toa feon-javatra vy maro mifampikasoka: Tamin' izahay nandeha nitsangantsangana tany Ambatofotsy, nikitrana ny vilany sy vilia tao anaty fiara
Miady vava, mifanditra: Mikitrana isan' andro izao izy mirahavavy ireo
Be dia be: Marina ve fa mikitrana ny omby any an-tsakalava?
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :
Kamban-teny 

Teny iditra (2/2)10  mikitràna
Fototeny  11  kitrana
Sokajin-teny  12  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mikitrana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  13  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  14  [1.3]

Fivaditsoratra  15  ikitranam, manitrika, mikitràna, mikitrana, namikitra, nitraikam

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08