Teny iditra | mikitroka (kitroka) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Mihidy vazana mampiady ny nify: Matetika rehefa marary mafy ny olona, mikitroka ny nifiny Mifanety be, matevina: Any atsinanana, mikitroka ny ala ~ Mikitroka ny haizina Midilotra (nify): Mikitro-nify izy noho ny hatezerana Mandà tsy hanao, mitokona: Mikitroka foana io zaza io rehefa ampanaovin-javatra [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | To be thick or close together, to be obstinate To gnash the teeth [1.7] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | être serré, épais; s'obstiner; Grincer des dents [1.8] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Tovy hevitra | mikitro-nify | ||||||||
Kamban-teny |
| ||||||||
Fivaditsoratra | mikatroky, mikitroka, mikotrika |
Nohavaozina tamin' ny 2024/02/02 |