Teny iditra mikizaka (kizaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Maneso, manome tsiny, mamelively, mandevilevy, mamoapoaka [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mikizaka
nikizaka
hikizaka
mikizaha

Nohavaozina tamin' ny 2010/05/14