Teny iditra | 1 mikizo |
Fototeny | 2 kizo |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Tonga mahantra, fadiranovana Mandeha indray maka dia lanin' ny andaniny daholo ny vaton' ny tena (lalao fanorona) |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3#342] Finir par tomber dans la misère n’avoir qu’un coup à jouer avant de perdre tous ses pions |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 9 mikizo, mikozy |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |