Teny iditra (1/2) | 1 mikobana |
Fototeny | 2 kobana |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] (rano) Mihetsika indray rehefa avy nandry milamina tsara: Mikobana ny rano fa vao nandroan' ny gana (lamba nosasana) Voasoka tao anaty rano madio mba ho afa-dranon-tsavony: Efa nikobana ve ity lamba ity hahahiko Mihontsankontsana: Mikobana ity atody ity izany (akanjo) Malalaka loatra ka toy ny mihontsana ny tena ao anatiny |
Haiendriteny |
|
Ohabolana | 9 Ohabolana misy io teny mikobana io |
Teny iditra (2/2) | 10 mikobàna |
Fototeny | 11 kobana |
Sokajin-teny | 12 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mikobana [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
13 [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
14 [1.3] |
Fivaditsoratra | 15 ambaniko, animbako, ikambano, ikobanam, kamboina, kombiana, mabonika, mañabôky, manakibo, maniboka, mibonaka, mikobàna, mikobana, nabaikom, naombika, nobakaim |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08 |
![]() |