|
|
|
|

Teny iditra1  mikodàna
Fototeny  2  kod
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Midadasika ary makadiry: Mikodàna ny kianja
Malalaka: Mikodàna ny arabe
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3#345] Etre spacieux, large, libre
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :

Fivaditsoratra  9  amandiko, andamiko, Ikomandà, mandoaky, mandokay, manidoka, midanoka, midonaka, mikadoña, mikodàna, mikodana, nakodiam

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08