Teny iditra mikodingidingy (kodingidingy (kodingy))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fitokoavana Teny na kambanteny hita ao aminy: mianjera ~ potraka
Ohatra Mitopy tsindraindray amin' I Terezy kely mikodingidingy ny masony ary tsaroany ny mampakatra ny feony mba hampazava tsara ny teniny. [2.470]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20