Teny iditra | mikodingidingy (kodingidingy (kodingy)) | |
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | |
Fitokoavana | Teny na fitenenana hita ao aminy: mianjera ~ potraka | |
Ohatra | Mitopy tsindraindray amin' I Terezy kely mikodingidingy ny masony ary tsaroany ny mampakatra ny feony mba hampazava tsara ny teniny. [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 65] | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |