|
|
|
|

Teny iditra1  mikodingy
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Mianjera, midaboka dia mikodiadia: Nikodingy tany an-tevana ilay mpangalatra nenjehin' ny fokonolona
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3] dégringoler en roulant, rouler, courir sur une pente: Nikondingy teo ambonin' ny lohany ny tsihy (La natte a dégringolé sur sa tête) ~ Nianjera ny trano ka nikodingy tany an-tevana (La maison est tombé et a dégringolé dans le précipice)
être dégradé, destitué
Fototeny  5  kodingy
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11